Madagascar
This article was added by the user . TheWorldNews is not responsible for the content of the platform.

Ny andavan-andron’ny Mpivarotra mofo gasy

Ny fivarotana mofo gasy dia asa nentim-paharazana izay manan-danja eo amin’ny kolon-tsaina ara-tsakafo eto Madagasikara, ary ahafahan’ireo olona mampafatatra ny tsirony izay tsy manam-paharoa raha mitahy amin’ny hafa. Tsy ny mivarotra ihany anefa no anjara asany fa indrindra koa ny fahaiza-manao sy mandalina ny fanamboarana ny mofo. Andao ho jerena ny tontolo andron’ny mpivarotra mofo gasy.

Le travail de vendeur de mofo gasy est un métier traditionnel important dans la culture culinaire de Madagascar et permet de faire découvrir aux gens le goût unique de ce pain malgache. Il est non seulement en charge de la vente, mais il doit aussi avoir une connaissance approfondie de la préparation de ce pain. Découvrez la journée d’un vendeur de mofo gasy.

#Madagascar#Madagasikara#mofogasy